Soratra Masina milaza ireo Fety Masin'Andriamanitra

Andalan-tSoratra Masina avy amin'ny Testamenta Taloha sy Testamenta Voavao manambara ny Andro Firavoravoana voatendrin'i Jehovah.


Fivoriana masina

Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Paska

Lev 23:5

Mat 26:2, 17-19; Mar 14:12-16; Lio 2:41-42; 22:1, 7-20; Jao 2:13, 23; 6:4; 13:1-30; 1Kor 11:23-29

Mofo Tsy Misy Masirasira

Lev 23:6-8

Mat 26:17; Mar 14:12; Lio 2:41-42, 22:1,7; Asa 2:1-21; 20:16; 1Kor 5:6-8

Pentekosta

Lev 23:15-22

Asa 2:1-21; 20:16; 1Kor 16:8

Fitsofana Trompetra

Lev 23:23-25

Mat 24:30-31; 1Tes 4:16-17; Apo 11:15

Fanavotana

Lev 23:26-30

Asa 27:9

Tabernakely

Lev 23:33-43

Jao 7:1-2, 8, 10, 14; Asa 3:19-23; 18:21

Fara-fivoriana

Lev 23:36

Jao 7:37-38

Ny fitsofana trompetra dia tsy voalaza mivantana ao amin’ny Testamenta Vaovao. Nefa ny foto-kevitr’io fivoriana masina io, izany hoe ny Fitsofana ny trompetra, dia manambara ny fiverenan’i Kristy, araka izay hita amin'ireo andalan-tSoratra Masina ao amin'ny Testamenta Vaovao.